Mon Fil d'Actualité

Votre visite

Illustration
Publié le : 27/11/2025

Fivoaran'ny vidi-tsolika nanomboka ny volana janoary 2025

Ny fomba fanitsiana vokatry ny fiovaovan'ny vidin-tsolika dia nampiharina nanomboka ny volana janoary 2025. Natao izany mba hifehezana ny vidin'ireo vokatra telo (3) amidy eny amin'ny toby fivarotan-tsolika : ny Lasantsy, ny Solika Fandrehitra ary ny Gazoala.

📁 Télécharger la pièce jointe