Mon Fil d'Actualité

Votre visite

Illustration
Publié le : 13/08/2026

Famatsiana solika ho an’ny JIRAMA: fahatongavan’ny sambo Sunda 1

Tonga ao Toamasina ny 12 Aogositra 2026, ny sambo Sunda 1, mitondra Gazoala 77 000 m³ ho an’ny famatsiana ny JIRAMA.